Echecs amoureux
ÉCHECS AMOUREUX
Mbola anatin'ny loha - hevitra momba ny dépression foana isika.
Mila asiana dose kely ny bonheur sy ny joie manomboka anio.
Asivo voa tsara ny fonao, amin'ny tenanao ary amin'ny fiainanao.
Tadiavo indray ilay fahasambarana fony ianao mbola kely, itsikio ny fiainana.
Manaova fiherem-panahy manisy tsiky anaty.
Resinao io dépression io!
Eny àry, aleo iresaka échecs amoureux isika. Ny ho resahintsika eto dia ny couple amin'ny ankapobeny. Mety ilay mitranga anio na ireo relations taloha tany. Matetika isika manontany tena hoe inona tokoa àry ny olako ity e, na hoe inona no tena olana amin'ilay mifandray amintsika. Na koa ahoana àry ity relation sarotra be ity. Ary ny tena mahagaga dia mitovy foana ny hiafarany nefa olona samy hafa ilay iarahana. Tena mistery amiko mihitsy ity Fitiavana ity ka!
Ny vaovao tsara anefa dia efa miha mahita expérience isika amin'ilay sehatra. Izy io dia traumatismes inconscient izay niainantsika ary lasa adino matetika aveo. Ireo karazana fomba fisainana miharo fihetsem-po ireo izay tsy azontsika, tsy mety ho tonga aty amintsika, dia manintona tranga vaovao hafa amin'ny fiainantsika. Ny mahatonga anao mbola misy fikorontanana na tsy tojo azy dia midika fa mbola mila mianatra tsara ny fihetsem-po ianao; na ianao aza ve tsy mahatsapa hoe mora tafalatsaka loatra ary mila stable tsara mihitsy aloha?
Raha hiaraka amin'ny olona ianao nefa mbola ilay toetra mety nampisaraka anareo tany aloha ihany no entinao dia ahoana koa àry?
Manova lâcher prise mihitsy aloha dia diniho tsara ny tenanao. Kely sisaaaaa
Manaova respiration profonde d'émotion ao amin'ny poumons mihitsy mba ho (dé-cristalliser) izany vesatra rehetra izany. Mba ho libérer fotsiny tsotra izao e! Mba hametra ny fivezivezen'ny rary anaty sy ny tsy fahatokisan-tena intsony.
Misy io mémoires émotionnelles ireo no izay iainantsika sy manorotoro ny anatintsika ka mahatonga antsika mbola hifantoka be amin'ny lasa sy marary fo noho ny fisarahana efa ela be. Mety manenina mihitsy aza ka lasa manambany tena no iafarany.
Manasa anao hanjifa ny boky :LA NOUVELLE VERSION DE TOI MÊME, nosoratako. Hanampy anao izy!
Manetsa be mbola ho avy e!
Vitanao io! Izaho maka anao! Tahian'Andriamanitra!
#Manambina_Ranjalahy
Commentaires
Enregistrer un commentaire